FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 22:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary niangona teo aminy+ izay lehilahy rehetra azom-pahoriana,+ sy izay nananan’olona trosa,+ ary izay tezitra noho ny zava-nisy tamin’izany fotoana izany.+ Koa lasa lehiben’izy ireo i Davida.+ Ary nanjary nisy efajato lahy teo ho eo niaraka taminy.

  • 1 Samoela 25:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Avy hatrany dia hoy i Davida tamin’ny olony: “Samia manao ny sabany eo amin’ny fehikibony!”+ Koa samy nanao ny sabany teo amin’ny fehikibony izy ireo, ary nanao toy izany koa i Davida. Ary niakatra nanaraka an’i Davida ny efajato lahy teo ho eo, fa ny roanjato kosa nipetraka teo anilan’ny entana.+

  • 1 Samoela 30:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tonga dia niainga i Davida sy ny eninjato lahy+ niaraka taminy, ka nandeha hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Besora. Ary nijanona teo ny sasany tamin’izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara