Genesisy 18:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary lasa i Jehovah+ rehefa vitany ny resaka nifanaovany tamin’i Abrahama, fa i Abrahama kosa niverina tany amin’ny toerana nisy azy. Nomery 24:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary nitsangana i Balama taorian’izany, ka niverina tany amin’izay nisy azy.+ Dia lasa koa i Balaka. 1 Samoela 24:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia nianiana tamin’i Saoly i Davida. Ary lasa nody i Saoly,+ fa i Davida sy ny olony kosa niakatra teny amin’ny toerana sarotra aleha.+ 1 Samoela 27:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tatỳ aoriana, dia nisy nilaza tamin’i Saoly fa efa nandositra nankany Gata i Davida, ka tsy nandeha nitady azy intsony izy.+ 2 Samoela 19:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Dia niampita an’i Jordana ny olona rehetra, ary niampita koa ny mpanjaka. Ary nanoroka+ sy nitso-drano+ an’i Barzilay ny mpanjaka. Dia nody tany amin’ny toerana nisy azy i Barzilay.
33 Ary lasa i Jehovah+ rehefa vitany ny resaka nifanaovany tamin’i Abrahama, fa i Abrahama kosa niverina tany amin’ny toerana nisy azy.
25 Ary nitsangana i Balama taorian’izany, ka niverina tany amin’izay nisy azy.+ Dia lasa koa i Balaka.
22 Dia nianiana tamin’i Saoly i Davida. Ary lasa nody i Saoly,+ fa i Davida sy ny olony kosa niakatra teny amin’ny toerana sarotra aleha.+
4 Tatỳ aoriana, dia nisy nilaza tamin’i Saoly fa efa nandositra nankany Gata i Davida, ka tsy nandeha nitady azy intsony izy.+
39 Dia niampita an’i Jordana ny olona rehetra, ary niampita koa ny mpanjaka. Ary nanoroka+ sy nitso-drano+ an’i Barzilay ny mpanjaka. Dia nody tany amin’ny toerana nisy azy i Barzilay.