17 Koa fantaro sy eritrereto izay hataonao, fa misy loza miandry+ ny tompontsika sy ny ankohonany manontolo. Olona tena tsy manjary+ mantsy izy ka tsy azo ifampiresahana mihitsy.”
21 Ary i Davida efa niteny hoe: “Fahadisoam-panantenana tanteraka no mba setrin’ny niambenako ny zava-drehetran’ilehiny tany an-tany efitra. Tsy nisy very na iray aza izay rehetra azy.+ Ratsy anefa no avaliny ny soa nataoko.+