1 Samoela 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nitoetra tany an-tany efitra, teny amin’ny toerana sarotra aleha i Davida, ka nipetraka teny amin’ny faritra be tendrombohitra, tany an-tany efitr’i Zifa.+ Ary nitady azy foana i Saoly,+ nefa tsy natolotr’Andriamanitra teo an-tanany izy.+ 1 Samoela 26:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia hoy i Saoly tamin’i Davida: “Hotahin’Andriamanitra anie ianao, ry Davida zanako! Tsy maintsy hanao zavatra ianao, ary ianao no tsy maintsy ho mpandresy.”+ Dia lasa nandeha i Davida, fa i Saoly kosa nody tany amin’izay nisy azy.+
14 Ary nitoetra tany an-tany efitra, teny amin’ny toerana sarotra aleha i Davida, ka nipetraka teny amin’ny faritra be tendrombohitra, tany an-tany efitr’i Zifa.+ Ary nitady azy foana i Saoly,+ nefa tsy natolotr’Andriamanitra teo an-tanany izy.+
25 Dia hoy i Saoly tamin’i Davida: “Hotahin’Andriamanitra anie ianao, ry Davida zanako! Tsy maintsy hanao zavatra ianao, ary ianao no tsy maintsy ho mpandresy.”+ Dia lasa nandeha i Davida, fa i Saoly kosa nody tany amin’izay nisy azy.+