FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 36:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary lasa vadikelin’i Elifaza zanakalahin’i Esao, i Timna.+ Dia niteraka an’i Amaleka+ tamin’i Elifaza izy. Ireo no taranak’i Ada vadin’i Esao.

  • Eksodosy 17:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary tonga ny Amalekita+ ka niady tamin’ny Israely tao Refidima.+

  • Eksodosy 17:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Soraty ao amin’ny boky+ izao ho fahatsiarovana, sady lazao amin’i Josoa hoe: ‘Hofafako tanteraka tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny fahatsiarovana ny Amalekita.’”+

  • Nomery 13:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Monina any Negeba+ ny Amalekita,+ ary any amin’ny faritra be tendrombohitra ny Hetita sy ny Jebosita+ ary ny Amorita,+ fa ny Kananita+ kosa any amoron’ny ranomasina sy eny amoron’i Jordana.”

  • 1 Samoela 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:+ ‘Hanao ampamoaka+ an’i Amaleka aho, noho ny namelezany ny Israely teny an-dalana fony izy ireo niakatra avy tany Ejipta.+

  • 2 Samoela 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Nony maty i Saoly, dia nijanona roa andro tao Ziklaga+ i Davida, rehefa niverina avy namely an’ireo Amalekita.+

  • 1 Tantara 4:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Namely ny sisa afa-nandositra tamin’ny Amalekita+ izy ireo, ka mbola monina ao mandraka androany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara