FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary mitondrà mofo+ folo sy mofomamy ary tantely eran’ny tavoara,+ ka mankanesa ao amin’i Ahia,+ fa izy no hilaza aminao izay hanjo ny zaza.”+

  • 2 Mpanjaka 4:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Ary nisy lehilahy iray avy any Bala-salisa,+ nitondra+ mofo roapolo vita tamin’ny vary orza+ voaloham-bokatra,+ ary koa voa vaovao tao anaty kitapo mofony. Nentiny ho an’ilay lehilahin’Andriamanitra ireo. Dia hoy i Elisa: “Omeo hohanin’ny olona ireo.”+

  • Galatianina 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Aoka koa izay ampianarina*+ ny tenin’Andriamanitra mba hifampizara+ ny zava-tsoa rehetra amin’ilay mampianatra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara