FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 19:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Avy hatrany dia nandefa iraka hisambotra an’i Davida i Saoly. Rehefa nahita ny mpaminany zokiolona naminany ny iraka nalefan’i Saoly, sady nahita an’i Samoela nitarika an’ireny, dia tonga tamin’ireo iraka ny fanahin’Andriamanitra,*+ ka nanao hoatran’ny mpaminany+ koa ireo.

  • 2 Mpanjaka 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia nivoaka nankany amin’i Elisa ireo zanaky ny mpaminany+ tao Betela, ka nanao taminy hoe: “Mba fantatrao tokoa moa fa anio no hakan’i Jehovah ny tomponao, ka tsy ho tomponao intsony izy?”+ Dia hoy izy: “Izaho koa mahalala tsara an’izany,+ fa mangìna ianareo.”

  • 2 Mpanjaka 4:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Dia niverina tany Gilgala+ i Elisa. Nisy mosary+ tany tamin’izay. Ary nipetraka teo anatrehany+ ireo zanaky+ ny mpaminany, ka hoy izy tamin’ny mpanompony:+ “Ataingeno ilay vilanibe, ka manaova lasopy ho an’ny zanaky ny mpaminany.”+

  • 2 Mpanjaka 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy ireo zanaky+ ny mpaminany tamin’i Elisa: “Kely loatra+ ny toerana+ onenanay eto anatrehanao ka tsy antonona anay.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara