42 Dia hoy izy tamin’ny mpanjaka: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Satria navelanao handeha ilay lehilahy efa natokako haringana,+ na dia efa teo am-pelatananao aza, dia ny ainao no hasolo ny ainy,+ ary ny olonao no hasolo ny olony.’”+
10 “Ho voaozona anie izay manao tsirambina ny asa ampanaovin’i Jehovah azy.+ Ary ho voaozona koa anie izay tsy mety mampiasa ny sabany handatsahan-dra!