Eksodosy 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hoy anefa i Farao: “Fa i Jehovah moa no iza+ no tokony hihaino ny feony aho, ka handefa ny Israely?+ Tsy fantatro mihitsy izany Jehovah izany,+ sady tsy alefako koa ny Israely.”+ 1 Samoela 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy anefa i Nabala tamin’izy ireo: “Fa iza moa i Davida,+ ary iza moa ny zanak’i Jese? Efa maro izao ny mpanompo mitsoaka mandositra ny tompony.+
2 Hoy anefa i Farao: “Fa i Jehovah moa no iza+ no tokony hihaino ny feony aho, ka handefa ny Israely?+ Tsy fantatro mihitsy izany Jehovah izany,+ sady tsy alefako koa ny Israely.”+
10 Hoy anefa i Nabala tamin’izy ireo: “Fa iza moa i Davida,+ ary iza moa ny zanak’i Jese? Efa maro izao ny mpanompo mitsoaka mandositra ny tompony.+