FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 20:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa hoy i Jonatana: “Tsy hanjo anao mihitsy izany! Raha fantatro anefa fa ny hanisy ratsy anao no efa masaka ao an-tsain’ny raiko, dia tsy holazaiko aminao ve izany?”+

  • 1 Samoela 20:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hofaizin’i Jehovah anie i Jonatana,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha toa aho ka tsy milaza aminao ka mandefa anao soa aman-tsara, rehefa fantatro fa te hanisy ratsy anao ny raiko! Homba anao anie i Jehovah,+ toy ny nombany ny raiko!+

  • Ohabolana 17:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tia amin’ny fotoana rehetra ny tena namana,+ sady toy ny rahalahy natao hanampy amin’ny fotoam-pahoriana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara