-
2 Mpanjaka 10:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia nanoratra taratasy ho azy ireo indray i Jeho, nanao hoe: “Raha ahy ianareo,+ ary ny teniko no ankatoavinareo, dia tapaho ny lohan’ireo zanakalahin’ny+ tomponareo, ary tongava atỳ amiko atỳ Jezirela,+ rahampitso toy izao.”
Niaraka tamin’ireo olo-manan-kaja teo an-tanàna izay nitaiza azy mantsy izy fitopolo lahy zanaky ny mpanjaka.
-