19 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Jeroboama, eny, ny ady nataony+ sy ny nanjakany, dia efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Israely.
5 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Basa, mbamin’izay nataony sy ny heriny, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Israely ve izany?
39 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Ahaba, mbamin’izay rehetra nataony, sy ny trano ivoara+ natsangany ary ny tanàna rehetra naoriny, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Israely ve izany?