21 dia hahatonga loza aminao aho+ ka hofongorako tanteraka ny taranakao,+ ary haringako ny lahy rehetra+ anisan’ny ankohonanao, mbamin’izay tsy misy mpiaro sy tsy misy ilana azy eo amin’ny Israely.
10Ary nanan-janakalahy fitopolo+ tany Samaria+ i Ahaba. Nanoratra taratasy àry i Jeho, ka nandefa izany tany Samaria, ho an’ireo andrianan’i+ Jezirela sy ny anti-panahy+ ary ny mpikarakara ny zanak’i Ahaba, nanao hoe: