FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 17:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa hoy ravehivavy: “Raha mbola velona koa i Jehovah Andriamanitrao,+ dia tsy manana mofo+ aho. Tsy manana afa-tsy lafarinina eran-tanan’ila+ ao anaty siny lehibe sy menaka+ kely ao anaty siny kely aho. Maka kitay vitsivitsy aho izao, dia hiditra hikarakara sakafo ho anay mianaka. Dia hihinana izahay, ary ho faty avy eo.”+

  • Isaia 33:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 dia izy no honina eny amin’ny avo.+ Ary ho harambato sarotra aleha ny tendrombohitra fandosirany.+ Homena azy ny sakafony,+ ary tsy ho ritra mihitsy ny tahirin-dranony.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara