2 Tantara 32:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary maro no nitondra fanomezana+ ho an’i Jehovah tany Jerosalema, sy zava-tsarobidy ho an’i Hezekia mpanjakan’ny Joda.+ Dia nisandratra+ teo imason’ny firenena rehetra i Hezekia taorian’izay.
23 Ary maro no nitondra fanomezana+ ho an’i Jehovah tany Jerosalema, sy zava-tsarobidy ho an’i Hezekia mpanjakan’ny Joda.+ Dia nisandratra+ teo imason’ny firenena rehetra i Hezekia taorian’izay.