FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 18:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 I Jehovah Andriamanitry ny Israely no nitokisan’i Hezekia.+ Ary tsy nisy tahaka azy ny mpanjakan’ny Joda rehetra,+ na ny taoriany na ny talohany.+

  • 1 Tantara 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nahazo fanampiana izy ireo tamin’ny fanafihany ny Hagarita sy izay rehetra niandany taminy, ka natolotra teo an-tanany ireny. Niantso vonjy tamin’Andriamanitra+ mantsy izy ireo tamin’ilay ady, ka nohenoiny ny fitalahoany satria natoky azy izy ireo.+

  • 2 Tantara 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy tafika lehibe ve ny Etiopianina+ sy ny Libyanina,+ izay nanana miaramila maro be sy kalesy ary mpitaingin-tsoavaly?+ Kanefa noho ianao niantehitra tamin’i Jehovah, dia natolony teo an-tananao ireny.+

  • Salamo 22:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Ianao no nitarainan’izy ireo,+ ka voavonjy izy,+

      Ary ianao no nitokisany, ka tsy nitsanga-menatra izy.+

  • Salamo 37:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Ankino amin’i Jehovah ny lalanao,+

      Ary miantehera aminy,+ dia hanao zavatra izy.+

  • Salamo 146:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Sambatra izay manana an’Andriamanitr’i Jakoba ho mpanampy azy+

      Sady manantena an’i Jehovah Andriamaniny,+

  • Nahoma 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsara+ i Jehovah, sady fiarovana mafy+ amin’ny andro fahoriana.+

      Fantany izay mitady fialofana eo aminy.+

  • 1 Timoty 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa ho amin’izany tanjona izany no iasantsika mafy sy ikelezantsika aina,+ satria isika manantena+ an’Andriamanitra velona, Mpamonjy+ ny karazan’olona rehetra,+ indrindra fa ireo tsy mivadika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara