27 Ary raha vao tonga tao Mahanaima i Davida, dia indreo ry Soby zanak’i Nahasy avy any Raban’ny+ taranak’i Amona,+ sy Makira+ zanak’i Amiela+ avy any Lo-debara, ary Barzilay+ Gileadita avy any Rogelima.+
39 Dia niampita an’i Jordana ny olona rehetra, ary niampita koa ny mpanjaka. Ary nanoroka+ sy nitso-drano+ an’i Barzilay ny mpanjaka. Dia nody tany amin’ny toerana nisy azy i Barzilay.