FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 19:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa zavatra tsara momba an’i Davida no noresahin’i Jonatana+ tamin’i Saoly rainy, hoe: “Aoka ny mpanjaka tsy hanota+ amin’i Davida mpanompony, fa izy tsy nanota taminao ary tena nahasoa anao ny nataony.+

  • 1 Samoela 22:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy ny navalin’i Ahimeleka ny mpanjaka: “Iza amin’ny mpanomponao rehetra moa no mendri-pitokisana+ tahaka an’i Davida,+ izay vinantolahin’ny mpanjaka+ sady lehiben’ny mpiaro anao ary hajaina ao an-tranonao?+

  • Estera 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa raha mangina tsy miteny ianao amin’izao, dia avy any an-toeran-kafa no hiavian’ny famonjena sy fanafahana ny Jiosy.+ Ianao sy ny ankohonan-drainao anefa ho faty. Ary iza no mahalala raha ho amin’ny toe-javatra toy izao indrindra no nisandratanao ho vadin’ny mpanjaka?”+

  • Estera 7:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hoy ny navalin’i Estera vadin’ny mpanjaka: “Raha mahazo sitraka aminao aho, ry mpanjaka ô, ary raha sitraky ny mpanjaka, dia ny hitsimbinana ny aiko+ no angatahiko ary ny hitsimbinana ny fireneko+ no tadiaviko.

  • Salamo 82:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Vonjeo ny mahantra sy ny ory,+

      Ka afaho eo am-pelatanan’ny ratsy fanahy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara