FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 30:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Alaivo izay zava-manitra tsara indrindra,+ dia miora+ efa mivaingana milanja sekely dimanjato, sy kanelina+ antsasak’izany, izany hoe sekely dimampolo sy roanjato, sy harefo mani-pofona+ milanja sekely dimampolo sy roanjato,

  • Estera 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nifandimby nankao amin’i Ahasoerosy Mpanjaka ny tovovavy tsirairay, rehefa tapitra ny roa ambin’ny folo volana fikarakarana ny bika aman’endriny. Izany mantsy no fe-potoana fanorana ny vehivavy, ka enim-bolana izy miotra amin’ny menaka miora,+ enim-bolana miotra amin’ny menaka balsama,+ ary karakaraina tsara ny bika aman’endriny.

  • Salamo 45:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Manitra miora sy aloesy ary kasia ny akanjonao rehetra.+

      Mampifaly anao ny feon’ny lokanga avy ao amin’ny lapa ivoara+ mirenty.

  • Tononkiran’i Solomona 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Dieny mbola tsy mandrivodrivotra ny andro+ ary dieny mbola tsy lasa ny aloka, dia ho any amin’ny tendrombohitra misy miora aho, ary ho any amin’ny havoana misy ditin-kazo manitra.”+

  • Tononkiran’i Solomona 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ny takolany dia toy ny zaridainan-javamaniry mani-pofona,+ sy toy ny tilikambo feno zava-manitra. Ny molony dia sahala amin’ny lisy mitete ranona miora.+

  • Jaona 19:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Ary tonga koa i Nikodemosy nitondra miora sy hazo manitra iray fehezana nilanja tokony ho zato livatra.* Izy ilay lehilahy tonga alina tao amin’i Jesosy tamin’ny voalohany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara