FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nahita azy tany an-tany efitra Izy,+

      Tany amin’ny tany karakaina+ misy feom-biby mitaraindraina.

      Nihodidina azy+ Izy, ka nikarakara azy,+

      Ary niaro azy toy ny anakandriamasony.+

  • Ezekiela 38:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hotsaraiko+ izy ka handefasako areti-mandringana,+ ary handriaka ny ra.+ Handatsahako oram-be mahatonga tondra-drano, ary koa havandra+ sy afo+ ary solifara, izy sy ny miaramilany ary ny firenena maro hiaraka aminy.+

  • Zakaria 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Taorian’ny nanomezam-boninahitra azy,+ dia naniraka ahy ho any amin’ireo firenena nambabo anareo+ izy.’ ‘Fa izay mikasika anareo+ dia mikasika ny anakandriamasoko.+

  • Zakaria 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hataoko toy ny vato+ mavesatra amin’ny firenena rehetra i Jerosalema, amin’izany andro izany.+ Tsy maintsy haratra mafy izay rehetra manainga izany vato izany. Ary hiangona hamely an’i Jerosalema ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara