15 Fantatrao ny manjo ahy.+ Mba tsarovy aho,+ Jehovah ô, ka tsinjovy, ary valio ny mpanenjika ahy.+ Tsy mora tezitra ianao, nefa aza avela ho faty aho na izany aza.+ Tsarovy fa noho ny aminao no itondrako latsa.+
20 “Ataoko toy ny manda varahina voaro mafy ianao ho an’ity vahoaka ity.+ Tsy maintsy hiady aminao ireny, nefa tsy haharesy anao.+ Fa momba anao aho, mba hamonjy sy hanafaka anao”,+ hoy i Jehovah.
18 Aoka ho menatra ireo mpanenjika ahy,+ fa izaho kosa tsy mba ho menatra.+ Aoka hihorohoro izy ireo, fa izaho kosa tsy mba hihorohoro. Ataovy tonga aminy ny andro mahory,+ ary ataovy avo roa heny ny fahavoazana mahazo azy.+