FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 7:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Raha mbola nanolotra an’ilay fanatitra dorana i Samoela, dia niroso hiady tamin’ny Israely ny Filistinina. Koa nandefa kotroka mafy be i Jehovah+ hoenti-manohitra ny Filistinina tamin’iny andro iny, mba hampisahotaka azy.+ Dia resy teo anoloan’ny Israely izy ireo.+

  • 2 Tantara 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary niantso an’i Jehovah Andriamaniny+ i Asa ka niteny hoe: “Jehovah ô, tsy sarotra aminao ny manampy ny olona, na maro izy, na tsy manan-kery.+ Koa ampio izahay, ry Jehovah Andriamanitray ô, fa ianao no ianteheranay,+ ary amin’ny anaranao+ no ahatongavanay eto hiady amin’io vahoaka io. Jehovah ô, ianao no Andriamanitray!+ Aza avela handresy anao ny olombelona mety maty.”+

  • Salamo 44:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Andriamanitra ô, ny sofinay no nandre,

      Ny razanay mihitsy no nitantara taminay+

      Ny zavatra nataonao tamin’ny androny,+

      Tamin’ny andro fahiny.+

  • Salamo 105:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Tsarovy ny asa mahatalanjona nataony,+

      Sy ny fahagagana vitany ary ny didim-pitsarana naloaky ny vavany,+

  • Isaia 37:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Koa niala teo i Sankeriba+ mpanjakan’i Asyria, ka lasa niverina+ tany Ninive+ ary nipetraka tany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara