FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 36:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia nodorany ny tranon’Andriamanitra,+ ary noravany ny mandan’i+ Jerosalema. Nodoran’izy ireo koa ny tilikambo fonenana rehetra teo aminy, mbamin’ny zava-tsarobidiny rehetra,+ ka rava avokoa ny zava-drehetra.+

  • Jeremia 17:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “‘“Fa raha tsy mankatò ahy kosa ianareo ka tsy manamasina ny andro sabata, fa mbola mitondra entana+ miditra amin’ireo vavahadin’i Jerosalema ihany na sabata aza ny andro, dia handrehitra afo handoroana an’ireo vavahadiny aho+ ka ho levon’ny afo ireo tilikambo fonenana ao Jerosalema.+ Tsy hovonoina izany afo izany.”’”+

  • Jeremia 34:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Mandehana lazao amin’i Zedekia mpanjakan’ny Joda,+ eny, lazao aminy hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hatolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babylona ity tanàna ity,+ ka hodorany.+

  • Jeremia 37:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa na dia hasianareo aza ny miaramila rehetran’ny Kaldeanina miady aminareo,+ ka lehilahy voatrobaka+ sisa no tavela, dia samy hitsangana avy ao amin’ny tranolainy ireny ka handoro an’ity tanàna ity.”’”

  • Jeremia 39:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nodoran’ny Kaldeanina ny tranon’ny mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka,+ ary narodany ny mandan’i Jerosalema.+

  • Jeremia 52:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia nodoran’i Nebozaradana ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranon’ny mpanjaka ary ny trano rehetra tao Jerosalema.+ Nodorany+ koa ny tranon’ny olona ambony rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara