FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nanao izay hahasaro-piaro ahy izy ireo, noho ny andriamani-tsy izy,+

      Ary nampahasosotra ahy noho ireo sampiny tsy misy ilana azy.+

      Ary izaho kosa hanao izay hialonan’izy ireo an’izay tsy vahoaka.+

      Firenena adaladala no hataoko hampahatezitra azy ireo.+

  • 2 Mpanjaka 17:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nandoro* ny zanany lahy sy ny zanany vavy tao anaty afo+ izy ireo, sady nanao sikidy+ sy nitady fambara,+ ary tsy nanan-tsaina afa-tsy+ ny hanao izay ratsy teo imason’i Jehovah, mba hampahatezitra+ azy.

  • Nehemia 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “Tsy nankatò+ anefa izy ireo, ary nikomy taminao+ sady tsy niraharaha ny lalànao.+ Novonoiny koa ny mpaminaninao,+ izay nampirisika azy hiverina aminao.+ Ary naniratsira anao tokoa izy ireo.+

  • Jeremia 7:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 ‘Izaho ve no tian’izy ireo ho tezitra?’, hoy i Jehovah.+ ‘Tsy izy ireo ihany ve no mahatonga fahavoazana ho an’ny tenany, mba hahamenatra azy?’+

  • Jeremia 32:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “‘Fa nanao izay ratsy teo imasoko efa hatramin’ny fahazazany ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda.+ Ary mbola mampahatezitra ahy amin’ny asan’ny tanany ihany ny taranak’i Israely’,+ hoy i Jehovah.

  • Jeremia 44:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tsy nihaino anefa izy ireo+ na nanongilan-tsofina, ka tsy niala tamin’ny ratsy nataony fa mbola nanolotra setroka ho sorona ho an’andriamani-kafa+ ihany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara