1 Mpanjaka 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa nanaraka an’i Astarta,+ andriamanibavin’ny Sidonianina i Solomona, sady nanaraka an’i Milkoma,+ zava-maharikoriko notompoin’ny Amonita. 2 Mpanjaka 23:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nozimbazimbain’i Josia i Tofeta,+ izay eo amin’ny lohasahan’ny taranak’i Hinoma,+ mba tsy ho mendrika hatao toeram-pivavahana intsony, ka tsy hisy handoro* ny zanany lahy na ny zanany vavy ao anaty afo+ ho an’i Moleka intsony eo.+
5 Fa nanaraka an’i Astarta,+ andriamanibavin’ny Sidonianina i Solomona, sady nanaraka an’i Milkoma,+ zava-maharikoriko notompoin’ny Amonita.
10 Ary nozimbazimbain’i Josia i Tofeta,+ izay eo amin’ny lohasahan’ny taranak’i Hinoma,+ mba tsy ho mendrika hatao toeram-pivavahana intsony, ka tsy hisy handoro* ny zanany lahy na ny zanany vavy ao anaty afo+ ho an’i Moleka intsony eo.+