FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 26:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nahare izany teny izany ny andrianan’ny Joda avy eo, ka niakatra avy any amin’ny tranon’ny mpanjaka mba hankany amin’ny tranon’i Jehovah.+ Ary nipetraka teo amin’ny fidirana amin’ilay vavahady vaovao tamin’ny tranon’i Jehovah+ izy ireo.

  • Jeremia 36:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa nidina nankao an-tranon’ny mpanjaka izy, tao amin’ny efitra fisakafoan’ny mpitan-tsoratra, ary hitany nipetraka tao daholo ny andriana rehetra, dia i Elisama+ mpitan-tsoratra, Delaia+ zanak’i Semaia, Elnatana+ zanak’i Akbora,+ Gemaria+ zanak’i Safana,+ Zedekia zanak’i Hanania, ary ny andriana hafa rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara