FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 25:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nalain’i Nebozaradana,+ lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka, ireo+ ka nentiny tany amin’ny mpanjakan’i Babylona tao Ribla.+

  • Jeremia 39:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nentin’i Nebozaradana+ ho any an-tsesitany any Babylona+ ny vahoaka sisa tao an-tanàna, sy ireo nitsoaka mba hitolo-batana taminy, ary ny vahoaka sisa tavela. Lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka+ io Nebozaradana io.

  • Jeremia 52:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary tamin’ny andro fahafolon’ny volana fahadimy, izany hoe tamin’ny taona fahasivy ambin’ny folo nanjakan’i Nebokadrezara+ mpanjakan’i Babylona, dia niditra tao Jerosalema i Nebozaradana+ lehiben’ny mpiaro ny mpanjakan’i Babylona, izay nijoro teo anatrehan’ny mpanjaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara