5 Mitaraina ny foko ato anatiko ato noho ny amin’i Moaba.+ Tonga hatrany Zoara+ sy Egleta-selisia+ ny mpandositra avy any Moaba. Samy mitomany izy ireo miakatra ny fiakarana any Lohita,+ ary mitaraindraina noho ny amin’ilay loza izy eny amin’ny lalana mankany Horonaima.+