Ezekiela 38:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hotsaraiko+ izy ka handefasako areti-mandringana,+ ary handriaka ny ra.+ Handatsahako oram-be mahatonga tondra-drano, ary koa havandra+ sy afo+ ary solifara, izy sy ny miaramilany ary ny firenena maro hiaraka aminy.+
22 Hotsaraiko+ izy ka handefasako areti-mandringana,+ ary handriaka ny ra.+ Handatsahako oram-be mahatonga tondra-drano, ary koa havandra+ sy afo+ ary solifara, izy sy ny miaramilany ary ny firenena maro hiaraka aminy.+