Nomery 27:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Maty tany an-tany efitra ny rainay,+ nefa tsy mba anisan’ilay vahoaka nanohitra an’i Jehovah niaraka tamin’ny olon’i Kora.+ Maty noho ny fahotany ihany ny rainay,+ nefa tsy mba nanan-janakalahy. Ohabolana 11:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Na dia mifandray tanana aza ny olon-dratsy, dia tsy ho afa-miala amin’ny sazy,+ fa ho afa-mandositra kosa ny taranaky ny marina.+ Mpitoriteny 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ho ratsy fiafara kosa ny ratsy fanahy,+ sady tsy ho afaka hanalava ny androm-piainany, izay toy ny aloka,+ satria tsy natahotra an’Andriamanitra izy.+
3 “Maty tany an-tany efitra ny rainay,+ nefa tsy mba anisan’ilay vahoaka nanohitra an’i Jehovah niaraka tamin’ny olon’i Kora.+ Maty noho ny fahotany ihany ny rainay,+ nefa tsy mba nanan-janakalahy.
21 Na dia mifandray tanana aza ny olon-dratsy, dia tsy ho afa-miala amin’ny sazy,+ fa ho afa-mandositra kosa ny taranaky ny marina.+
13 Ho ratsy fiafara kosa ny ratsy fanahy,+ sady tsy ho afaka hanalava ny androm-piainany, izay toy ny aloka,+ satria tsy natahotra an’Andriamanitra izy.+