FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tsy noho ny fahamarinanao+ na ny hitsim-ponao+ mantsy no hidiranao ao amin’ny tanin’izy ireo sy hakanao izany ho fanananao. Fa noho ny haratsiam-panahin’ireo firenena ireo no handroahan’i Jehovah Andriamanitrao azy tsy ho eo anatrehanao.+ Nandroaka azy ireo koa i Jehovah mba hanatanterahany ny fianianany tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba+ razanao.

  • Deoteronomia 20:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 fa tsy maintsy haringanao tanteraka ny Hetita sy ny Amorita, ny Kananita sy ny Perizita, ary ny Hivita sy ny Jebosita,+ araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao,

  • Josoa 10:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa nivondrona ireo mpanjaka dimy teo amin’ny Amorita,+ dia ny mpanjakan’i Jerosalema, ny mpanjakan’i Hebrona, ny mpanjakan’i Jarmota, ny mpanjakan’i Lakisy, ary ny mpanjakan’i Eglona. Dia niakatra izy ireo mbamin’ny tobiny rehetra, ary nitoby hanafika an’i Gibeona ka hiady aminy.

  • 2 Mpanjaka 21:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Koa satria nahavita ireo zava-maharikoriko+ ireo i Manase+ mpanjakan’ny Joda, ka nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra nataon’ny Amorita+ talohany, sady nampanota+ ny Joda tamin’ny alalan’ireo sampiny maharikoriko,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara