FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 28:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ireo no hatolotrareo, ankoatra ny fanatitra dorana+ fanao isa-maraina, izay atolotra tsy tapaka.+

  • Ezra 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Natao koa ny fanatitra dorana+ atolotra tsy tapaka sy ny fanatitra dorana amin’ny tsinam-bolana+ sy amin’ireo fotoanan’ny fety+ masina rehetra ho an’i Jehovah, ary koa ny fanatitra dorana ho an’izay natosiky ny fony hanolotra fanatitra an-tsitrapo+ ho an’i Jehovah.

  • Hosea 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Manaova teny fibebahana ka miverena amin’i Jehovah.+ Milazà aminy ianareo rehetra hoe: ‘Enga anie ka hamela heloka ianao!+ Ary raiso izay tsara. Izahay kosa, ho setrin’izany, dia hanolotra ny vokatry ny molotray, dia ny vantotr’ombilahy fiderana.+

  • Hebreo 13:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Aoka foana isika hanao sorona fiderana+ ho an’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesosy, dia ny vokatry ny molotra+ izay manao fanambarana ampahibemaso momba ny anarany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara