-
1 Tantara 28:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 “Ary ianao, ry Solomona zanako, fantaro+ ilay Andriamanitry ny rainao, ka manompoa+ azy amin’ny fo manontolo+ ary aoka ianao ho finaritra eo am-panompoana azy.+ Fa mandinika ny fo rehetra i Jehovah,+ ary hitany avokoa ny eritreritra sy ny faniriana.+ Raha mitady azy ianao, dia hataony izay hahitanao azy,+ fa raha mahafoy azy kosa ianao,+ dia hariany mandrakizay.+
-
-
Jeremia 17:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 “‘“Fa raha tsy mankatò ahy kosa ianareo ka tsy manamasina ny andro sabata, fa mbola mitondra entana+ miditra amin’ireo vavahadin’i Jerosalema ihany na sabata aza ny andro, dia handrehitra afo handoroana an’ireo vavahadiny aho+ ka ho levon’ny afo ireo tilikambo fonenana ao Jerosalema.+ Tsy hovonoina izany afo izany.”’”+
-