FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 8/90 p. 1
  • Vaovao teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1995
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
km 8/90 p. 1

Vaovao teokratika

* Martinika: tampon’isa vaovao amin’ny mpitory 2884 tamin’ny martsa.

* Myanma (Birmania taloha): isa tsy mbola nisy toy izany teo aloha amin’ny mpitory 1667 tamin’ny martsa, izany hoe fitomboana 7% raha oharina amin’ny antsalany tamin’ny taona lasa.

* Trinite: isa miavaka amin’ny mpitory 5685 tamin’ny martsa, ka izany dia mahaforona ny tampon’isa fahatelo misesy.

* Ny fivoriamben’ny fizaran-tany izay natao tany Ambohimahasoa dia nahitana mpanatrika 229 ary 10 no natao batisa. Nisy nanao dia an-tongotra 75 km mba hahatongava tamin’izany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara