Vaovao teokratika
* Ny fivoriambe manokana natao tany Fianarantsoa tamin’ny 17 desambra 1989 dia nahitana mpanatrika 338 ary 1 no natao batisa.
* Ny fivoriambe manokana natao tany Antsirabe tamin’ny 24 desambra 1989 dia nahitana mpanatrika 553 ary 15 no natao batisa.