Vaovao Teokratika
Arzantinina: Tonga ny tany faha-13 nihoatra ny 100 000 tamin’ny isan’ny mpitory i Arzantinina tamin’ny May. Ny tampon’isany faha-29 nisesy dia 100 024.
Kolombia: Nahatratra ny tampon’isany fahadimy tamin’ny mpitory 58 589 i Kolombia tamin’ny May.
Madagasikara: Nihoarana ny isa 5 000, tamin’ny mpitory 5 013 tamin’ny May.