FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/93 p. 8
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
km 11/93 p. 8

Vaovao Teokratika

Cameroun: Tratra ny tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 18 810 tamin’ny Jona, ary nisy 84 natao batisa tamin’io volana io.

Côte d’Ivoire: Ireo mpitory namerina filazana asa tamin’ny Jona dia nitontaly ho 4 330, ka izany dia tampon’isa fahenina tratran’izy ireo tamin’iny taom-piasana iny.

Italia: Nisy tampon’isa hafa iray natao tatitra tamin’ny Jona, dia mpitory 198 179 nandray anjara tamin’ny asa fitoriana. Nisy kongregasiona vaovao roa amby roapolo naorina tamin’io volana io.

São Tomé sy Príncipe: Naorina ara-dalàna tamin’ny 30 Jona ny fikambanana iray, izay nanokatra ny lalana ho amin’ny asa lehibe kokoa. Ireo mpitory 100 namerina ny filazana asany tamin’io volana io dia mampiseho fitomboana 43 isan-jato raha oharina amin’ny antsalany tamin’ny taon-dasa.

Uruguay: Tratra ny tampon’isa vaovao iray tamin’ny mpitory 9 093 tamin’ny Jona.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara