FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/98 p. 2
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
km 2/98 p. 2

Vaovao Teokratika

Liberia: Ny biraon’ny Sampana any Monrovia dia nisokatra indray tamin’ny 1 Septambra, rehefa nikatona nandritra ny 15 volana noho ny ady an-trano. Nahatratra tampon’isa vaovao ambony indrindra tamin’ny mpitory 1 977 izy ireo tamin’ny Septambra.

Mozambika: Tratra ny tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 28 005 tamin’ny Septambra. Ilay tampon’isa teo aloha dia 25 790 tamin’ny May 1975. Koa tena dingan-dava teo amin’ny tantara teokratikan’i Mozambika izany.

Népal: Tratra ny tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 306 tamin’ny Septambra. Fampianarana Baiboly efa ho 500 no tarihina amin’izao fotoana izao.

Ste-Hélène: Nomena iray avy tamin’ny Vaovao Momba Ilay Fanjakana No. 35 ny tokantrano tsirairay ao amin’io nosy io.

Nisy tany maromaro nanomboka ny taom-panompoana tamin’ny tampon’isan’ny mpitory vaovao, izay fitomboana 5 isan-jato raha oharina amin’ny salanisa tamin’ny herintaona: Hong Kong, 4 230; Madagasikara, 8 749 (tafiditra ao amin’io ny tampon’isan’ny mpisava lalana maharitra 912); Taïwan, 3 497.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara