FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/98 p. 2
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1995
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
km 4/98 p. 2

Vaovao Teokratika

Bénin: Nisy mpitory 5 331 nanao tatitra tamin’ny Novambra, ary izany no tampon’isa faha-59 nisesy.

Chypre: Namokatra tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 1 758 ny fitomboana 2 isan-jato tamin’ny Novambra. Nisy tampon’isa vaovao koa teo amin’ny mpisava lalana maharitra, satria 136 no namerina tatitra.

Inde: Nisy fandrosoana tsara dia tsara teo amin’ny asa fitoriana tamin’ny Novambra, satria mpitory 18 077 no namerina tatitra. Izany no tampon’isa faha-39 nisesy.

Liberia: Nisy tampon’isa ambony indrindra tamin’ny Novambra, satria mpitory 2 120 no namerina tatitra.

Nosy Salomon: Nisy tampon’isa vaovaon’ny mpitory tratra, satria 1 393 no namerina tatitra tamin’ny Novambra.

Taïwan: Ny antsalan’ny isan’ny mpitory tamin’itỳ taom-panompoana itỳ dia 3 516, ary izany dia mampiseho fitomboana 6 isan-jato raha oharina amin’ny tamin’ny herintaona.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara