FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/05 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
km 4/05 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 15 Mar.

“Tia ny fampianaran’i Jesosy ny olona maro eran-tany. [Vakio ny fehintsoratra 1, pejy 3.] Heverinao ve anefa fa azo ampiharina amin’izao fotoana izao ireny fampianarana ireny, anisan’izany ny voalazan’ity andinin-teny ity? [Vakio ny Matio 5:21, 22a. Avelao izy hamaly.] Ity gazety ity dia miresaka momba ny zavatra nampianarin’i Jesosy, sy ny fomba handraisantsika soa avy amin’izany.”

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Apr.

“Misy milaza fa mifanohitra ny siansa sy ny Baiboly. Efa nandre izany ve ianao? [Avelao izy hamaly.] Miresaka momba ny tsy fifanarahana nisy teo amin’ny siansa sy ny fivavahana, ity gazety ity. Misy porofo omeny koa anefa ato, mampiseho fa mifanaraka ny tena siansa sy ny Baiboly.” Asehoy ny pejy 6-7. Vakio avy eo ny Mpitoriteny 1:7.

Mifohaza 8 Apr.

“Inona, araka ny hevitrao, no azon’ny ray aman-dreny atao mba hanampiana ny zanany hisoroka ny olana mpahazo ny tanora? [Avelao izy hamaly. Vakio avy eo ny Isaia 48:17, 18.] Hazavain’ity gazety ity fa manampy ny ray aman-dreny hifampiresaka tsara amin’ny zanany, sy hahay hifehy azy ireo araka ny antonony, ny fampiharana ny torohevitry ny Baiboly.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara