Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 23 Mey
HERINANDRON’NY 23 MEY
Hira 39 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 4, efajoro p. 33 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Salamo 19-25 (10 min.)
No. 1: Salamo 23:1–24:10 (4 min. na latsaka)
No. 2: Hanjary Hino An’i Kristy ve ny Jiosy Rehetra?—rs p. 302 § 3-4 (5 min.)
No. 3: Rahoviana no ho Tanteraka ny Romanina 8:21, ary Amin’ny Fomba Ahoana? (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Fampandrenesana. “Ahoana no Fampiasana ny Taratasy Tsidiho Azafady (S-43)?” Lahateny misy fiaraha-midinika.
10 min: Misy Lafiny Telo ny Fampidiran-dresaka Mandaitra. Lahateny miorina amin’ny boky Fandresen-dahatra, pejy 9, fehintsoratra 1. Asio fampisehoana roa amin’ny farany, mba hahitana ny fampidiran-dresaka hanolorana ny zavatra atolotra amin’ny Jona.
15 min: Efa Nampihatra ve Ianao? Lahateny misy fiaraha-midinika. Fintino vetivety ireto lahatsoratra ireto: “Ampiasao Foana Izy Io” sy “Fomba Vaovao Hanombohana Fampianarana Baiboly” (km 12/10) ary “Fanomezana ho An’ny Fianakaviana” (km 1/11). Asao ny mpanatrika hilaza ny soso-kevitra efa niezahany nampiharina, sy ny soa noraisiny.
Hira 56 sy Vavaka