FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 4/13 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Mifohaza!—2013
  • Mitovitovy Aminy
  • Loha Hevitra ato Anatiny
    Mifohaza!—2013
  • Loha Hevitra ato Anatiny
    Mifohaza!—2013
  • Loha Hevitra ato Anatiny
    Mifohaza!—2013
  • Loha Hevitra ato Anatiny
    Mifohaza!—2014
Hijery Hafa
Mifohaza!—2013
g 4/13 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

Aprily 2013

© 2013 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Tsy azo adika na alain-tahaka.

MATOAN-DAHATSORATRA: Afaka Miova ve ny Olona Mpamono Vady? 8-11

3 Topy Maso Eran-tany

4 Ho An’ny Fianakaviana

Miezaha mba Tsy Hanao Teny Maharary

6 Fanadinadinana

“Miaiky Aho fa Noforonin’Andriamanitra ny Zava-drehetra”

12 Tany sy Mponina

Fitsidihana An’i Indonezia

14 Inona no Lazain’ny Baiboly?

Fahasalamana

16 Vetivety Ianao dia Tafiditra!

AO AMIN’NY INTERNET

www.pr2711.com/mg

TANORA

MANONTANY NY TANORA HOE...

Inona no Ataoko fa Ampijalin’ny Ankizy Aho?

“Tsy hadinoko mihitsy ny anaram-petaka niantsoan’ny ankizy ahy sy ny zavatra nolazainy”, hoy i Sendra, 20 taona. “Nailikiliny aho sady nataony tsinontsinona. Naleoko nomena totohondry, toy izay niaritra ny esoeson-dry zareo.” Hovaliana ao amin’io lahatsoratra io ny hoe: Nahoana ny ankizy no mampijaly kely? Iza no tena lasibatra? Inona no azonao atao raha iharan’izany ianao?

(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY/TANORA)

ANKIZY

Vakio ireo tantara an-tsary. Ampiasao izany mba hanampiana ny zanakao hahalala kokoa an’ireo olona ao amin’ny Baiboly sy ny toro lalana ao.

(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY/ANKIZY)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara