JOSBEKASA (Josbekàsa) [mety ho avy amin’ny fototeny midika hoe “ao aminy no itoeran’ny fahoriana”]. Lehiben’ny andiany faha-17 tamin’ireo antokona mpitendry zavamaneno tao an-tranon’i Jehovah. Zanakalahin’i Hemana izy.—1Ta 25:1, 4, 9, 24.