FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Lehabima”
  • Lehabima

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Lehabima
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Libya
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mizraima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Pota
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kaslohima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Lehabima”

LEHABIMA

(Lehabìma).

Anisan’ny taranak’i Hama avy tamin’i Mizraima, araka ny Genesisy 10:13 sy 1 Tantara 1:11. Amin’ny endriny milaza maro anefa io anarana io amin’ny teny hebreo, ka betsaka ny manam-pahaizana milaza fa foko nitondra ny anaran’iray tamin’ireo zanak’i Mizraima no tiana holazaina eo. (Jereo anefa ny hoe MIZRAIMA.) Maro no mihevitra fa ny Libyanina no Lehabima. Mety ho foko iray tany Libya fahiny koa anefa izy ireo. Sarotra ny mamantatra hoe iza marina izy ireo, kanefa izy ihany angamba ireo Lovim resahin’ny soratra hebreo, toy ny ao amin’ny 2 Tantara 12:3. Misy Baiboly manao hoe “Lobita” (Prot.) ao amin’io andininy io, fa ny hafa kosa manao hoe “Libyanina” na “Libiana.”​—Kat., TV.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara