Fomba Fanolorana Gazety
Ny Tilikambo Fiambenana 15 Feb.
“Efa nanontany tena ve ianao hoe ahoana no tsara hitondrana ny fiainana sy handraisana fanapahan-kevitra goavana? [Avelao izy hamaly.] Misy tari-dalana tena tsara hita ao amin’ny Baiboly, ka anisan’izany ity resahin’ny Matio 7:12 ity. [Vakio ilay andininy.] Inona koa ny fitsipik’Andriamanitra mety hahasoa antsika avy hatrany? Ho hitanao ato amin’ity gazety ity ny valiny.”