Fomba Fanolorana Gazety
Ny Tilikambo Fiambenana 15 Apr.
“Maniry hiadana foana ny olona, na aiza na aiza misy azy. Te hahita asa tsara sy hihazona izany izy, ohatra. Efa mba nandinika ve anefa ianao fa misy fomba ahitanao fiadanana mandrakizay? [Vakio ny Salamo 16:8, 9.] Miresaka ny fomba ahitana ny tena fiadanana ity Tilikambo Fiambenana ity.”