FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 5/06 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
km 5/06 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 15 Apr.

“Saika ny rehetra no manaiky fa anisan’ny mahasambatra ny fianakaviana ny fifampiresahana tsara. Maro anefa no mahita fa sarotra ny manao izany. Toy izany koa ve ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Misy hevitra maromaro hanatsarana ny fahaizana miresaka ato amin’ity gazety ity.” Vakio ny Jakoba 1:19.

Mifohaza! Apr.

“Maro no milaza fa manampy azy ireo ho akaiky kokoa an’Andriamanitra ny lakroa. Manontany tena anefa ny olona sasany hoe: Mety ve ny mankamasina ny fitaovana namonoana an’i Jesosy? Maty teo amin’ny lakroa tokoa ve i Jesosy? Resahin’ity lahatsoratra manomboka eo amin’ny pejy 12 ity ny fiheveran’ny Baiboly momba ireo fanontaniana ireo.” Vakio ny Asan’ny Apostoly 5:30.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Mey

“Olona an-tapitrisany eran-tany no mahantra faraidiny. Inona no heverinao fa azo anampiana azy ireo? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny 1 Petera 2:21.] Hazavain’ity gazety ity ny fomba hanahafantsika an’i Jesosy, ka hanampiantsika ny mahantra.”

Mifohaza! Mey

“Efa mba nanontany tena ve ianao hoe nahoana isika no mihantitra? [Avelao izy hamaly.] Hazavain’ny Baiboly ny antony mahatonga antsika hihantitra, ary asehon’izany fa nataon’Andriamanitra izay hiainantsika mandrakizay. [Vakio ny Isaia 25:8.] Miresaka ny sasany amin’ireo antony heverina ho mahatonga ny fahanterana ity Mifohaza! ity.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara