FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/05 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
km 2/05 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Tilikambo Fiambenana 15 Jan.

“Maniry fiainana tsara kokoa ho antsika sy ny zanatsika isika rehetra. Maro anefa no mahatsapa fa tsy ho tanterany izany faniriany izany. Heverinao ve fa afaka mifidy izay ho fiainantsika isika? [Avelao izy hamaly.] Asehon’ity gazety ity avy ao amin’ny Baiboly fa afaka manao izany isika. Miankina amin’ny safidy ataontsika ankehitriny anefa izany.” Vakio ny Deoteronomia 30:19.

Mifohaza!8 Feb.

“Ankasitrahantsika ny dokotera mihevitra izay manjo antsika, rehefa tsy salama isika. Heverinao ve anefa fa mba maro ny marary mihevitra izay manjo ny dokoterany? [Avelao izy hamaly.] Resahin’ity gazety ity amin’ny an-tsipiriany ny olana atrehin’ny dokotera sy ny hoavin’ny fitsaboana.” Vakio ny Isaia 33:24.

Tilikambo Fiambenana 1 Feb.

“Tsy mampanahy ve ny mahita olona maro ampahorina sy iharan’ny herisetra ankehitriny? [Milazà zava-nitranga vao haingana, fantatra eo an-toerana, ary avelao izy hamaly.] Resahin’ity gazety ity hoe ahoana no fiheveran’Andriamanitra ny ain’olombelona. Hazavainy ato koa ny fomba hamonjeny antsika amin’ny fahoriana misy ankehitriny.” Vakio ny Salamo 72:12-14.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara