-
1 Tantara 11:26-41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ireto avy ireo miaramila matanjaka tao amin’ny tafika: Asahela+ rahalahin’i Joaba, Elanana zanak’i Dodo avy any Betlehema,+ 27 Samota Harorita, Heleza Pelonita, 28 Ira+ zanak’i Ikesy Tekoita, Abi-ezera+ Anatotita, 29 Sibekay+ Hosatita, Ely Ahohita, 30 Maharay+ Netofatita, Heleda+ zanak’i Bana Netofatita, 31 Itahy zanak’i Ribay avy any Gibea tanànan’ny Benjaminita,+ Benaia Piratonita, 32 Horay avy any amin’ny lohasahan’i* Gasa,+ Abiela Arbatita, 33 Azmaveta Baharomita, Eliaba Salbonita, 34 ny zanak’i Hasema Gizonita, Jonatana zanak’i Sage Hararita, 35 Ahiama zanak’i Sakara Hararita, Elifala zanak’i Ora, 36 Hefera Mekeratita, Ahia Pelonita, 37 Hezro Karmelita, Naray zanak’i Ezbay, 38 Joela rahalahin’i Natana, Mibara zanak’i Hagry; 39 Zaleka Amonita, Naharay Berotita mpitondra ny fiadian’i Joaba zanak’i Zeroia, 40 Ira Jitrita, Gareba Jitrita, 41 Oria+ Hetita, Zabada zanak’i Ahelay,
-