Eksodosy 30:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Alaivo izay zava-manitra tsara indrindra,+ dia miora+ efa mivaingana milanja sekely dimanjato, sy kanelina+ antsasak’izany, izany hoe sekely dimampolo sy roanjato, sy harefo mani-pofona+ milanja sekely dimampolo sy roanjato, Eksodosy 30:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Makà an’ireto zava-manitra ireto:+ Ditin-kazo stakite, onyka, galbanoma manitra, ary ditin-kazo manitra tsy misy fangarony.+ Tokony hitovy daholo ny fatran’ireo.
23 “Alaivo izay zava-manitra tsara indrindra,+ dia miora+ efa mivaingana milanja sekely dimanjato, sy kanelina+ antsasak’izany, izany hoe sekely dimampolo sy roanjato, sy harefo mani-pofona+ milanja sekely dimampolo sy roanjato,
34 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Makà an’ireto zava-manitra ireto:+ Ditin-kazo stakite, onyka, galbanoma manitra, ary ditin-kazo manitra tsy misy fangarony.+ Tokony hitovy daholo ny fatran’ireo.